Hery vaovao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key F
3/4 mp lento

Fa izay tononkira.serasera.org miandry an'ny Ray Tsitoha
Handroso hery jwuo tokoa
Izay rehetra mandray an'i Jesoa hanana fiadanam-po

Elatra no hiakarany(elatra ztqkga no hiakarany)
[S].          nomena hery vao
[A-T-B] ny heriny vaovao

[S]  'zay mandray an'i Jesoa
[A]  elatra tahaka ny voromahery, eny elatra no hiakarany
[T]  jcbfwu elatra no
[B] tahaka ny voromahery ny heriny

[S]           elatra no hiakarany
[A-T-B]  Hiakarany

4/4 mf allegro

Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra
Ka n'aiza n'aiza halehany tsy mba ho reraka

2/4 f vivace
Hamirapiratra amim-boninahitra
Saina sy fo, fanahy
Hanana tanjaka tsy hita faritra
[Hery vaovao] ×3

A/C Hasinanj'Art

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Hits : 1189
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299