Fanoloran-tena (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/fanoloran-tena

Key D
1- Tsy naharesy Anao Jesosy ô!
Ny fasana izay fahavalonay
Ho famonjena anay izay nania
Ka ny saotra no atolotray.

Refrain :

Ka indreto izahay
Vonona ho Anao
Ka na inona hanjo dia tsy hitononkira.serasera.orgala
Satria manana Mpamonjy hatrizay
Dia JESOSY ILAY MPANAVOTRA.

2- Atolotray ho Anao Tompo ô!
Ny sainay sy ny fo, fanahy koa
Fa lehibe tokoa ilay avotrao
Ka ny saotra no atolotray.

Refrain:

A/C Mamiherintsoa Issaïa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 148
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 24/12/2019 19:34:54
ID : 12349

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo