Fanoloran-tena (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
1- Tsy naharesy Anao Jesosy ô!
Ny fasana izay fahavalonay
Ho famonjena anay tononkira.serasera.org izay nania
Ka ny saotra no atolotray.
Refrain :
Ka indreto izahay
Vonona ho Anao
Ka na inona hanjo dia tsy hiala
Satria manana Mpamonjy hatrizay
Dia JESOSY ILAY MPANAVOTRA.
2- Atolotray katxjhbn ho Anao Tompo ô!
Ny sainay sy ny fo, fanahy koa
Fa lehibe tokoa ilay avotrao
Ka ny saotra no oevq atolotray.
Refrain:
A/C Mamiherintsoa Issaïa rukxvvhw
1- Tsy naharesy Anao Jesosy ô!
Ny fasana izay fahavalonay
Ho famonjena anay tononkira.serasera.org izay nania
Ka ny saotra no atolotray.
Refrain :
Ka indreto izahay
Vonona ho Anao
Ka na inona hanjo dia tsy hiala
Satria manana Mpamonjy hatrizay
Dia JESOSY ILAY MPANAVOTRA.
2- Atolotray katxjhbn ho Anao Tompo ô!
Ny sainay sy ny fo, fanahy koa
Fa lehibe tokoa ilay avotrao
Ka ny saotra no oevq atolotray.
Refrain:
A/C Mamiherintsoa Issaïa rukxvvhw
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 1053
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34
