Antso (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Eb
1- Antso maiko ho anao,
'Zao ventesinay izao
Fa Jesoa ilay Mpamonjy anie
Efa niandry ela be.

Refrain :

Indro mandondona izao
Jesoa izay Tomponao
K'aza mba misalasala ianao
raha  hanokatra ny fonao.

2-Tapaho ny hevitrao
mba tsy hanenenanao,
Ka ario ny ota, nahavoa
ka antòny ny Tomposoa.

Refrain

A/C Zo Toavina Andrianjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Vangy : 636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 24/12/2019 20:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723