Antso (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Eb
1- Antso maiko ho anao,
'Zao ventesinay izao
Fa Jesoa ilay Mpamonjy anie jqzr
Efa niandry memiu ela be.
Refrain :
Indro mandondona izao tononkira.serasera.org
Jesoa izay Tomponao
K'aza mba misalasala igxp ianao
raha hanokatra ny fonao.
2-Tapaho ny hevitrao
mba tsy hanenenanao,
Ka ario ny ota, nahavoa
ka antòny ny Tomposoa.
Refrain
A/C Zo Toavina Andrianjaka
1- Antso maiko ho anao,
'Zao ventesinay izao
Fa Jesoa ilay Mpamonjy anie jqzr
Efa niandry memiu ela be.
Refrain :
Indro mandondona izao tononkira.serasera.org
Jesoa izay Tomponao
K'aza mba misalasala igxp ianao
raha hanokatra ny fonao.
2-Tapaho ny hevitrao
mba tsy hanenenanao,
Ka ario ny ota, nahavoa
ka antòny ny Tomposoa.
Refrain
A/C Zo Toavina Andrianjaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 1162
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:35
