Jehovah no mpiandry ahy (AMAM - Andrainarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain 1 : Jehovah ihany no mpiandry ahy ee
Tsy hanan java -mahory aho ee
Mampandry ahy amin'ny ahin-maintso izy ee
Mitondra ahy eo amoron ny rano ee

Refrain 2 : Amoron'ny rano fialatsasatra izy e
Mamelombelona ny fanahiko oo
Mitarika ahy amin'ny lala-marina izy e
Amin'ny fahamarinana noho ny anarany ee

Jehovah ihany no mpiandry ahy, Tsy hamela tsy ahafoy na ahasaraka ahy
Mamelombelona ny FANAHY, na mandeha aho mamaky ny lohasaha
Amiko izy eeee ie ie ie eoah

Fahasoavana sy famindram-po, Anaraka ahy amin'ny andro piainako
Hitoetra andro lava ao an tranony ao, Izy mahatoky sy tsy mandao
Fa miandry ahy ay ay ay eh ah

Refrain 1 : ...

Ho anao zay mihaino, Dia zao no hambarako
Jehovah no mpiandry tsara ho Anao, Nomen ny zanany ho famonjena
Nanavotra anao hanam-pandresena, Tsara izy e

Tsy atahotra Loza aho na hangahiahy, Satria amiko izy dia mpiandry ahy
Nanome fiainana ampy ahy, Ka  iza tsy no tsy hanaiky eee

Ekeo Izy ho Tomponao x4
Ekena izy ho Tompotsika x3
Mba henoy moa zao e

Jehovah no mpiandry ahy, Jehovah koa mpiandry Anao
Izy no mpiandry ahy, Izy koa mpiandry Anao
x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMAM - Andrainarivo
Visites : 210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMAM
Date : 19/08/2025 07:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2904