Jehovah no mpiandry ahy (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain 1 : Jehovah ihany no mpiandry ahy ee
Tsy hanan java -mahory aho ee
Mampandry ahy amin'ny ahin-maintso izy ee
Mitondra ahy eo amoron ny rano ee
Refrain 2 : Amoron'ny rano fialatsasatra izy e
Mamelombelona ny fanahiko oo
Mitarika ahy amin'ny lala-marina izy e
Amin'ny fahamarinana noho ny anarany ee
Jehovah ihany no mpiandry ahy, Tsy hamela tsy ahafoy na ahasaraka ahy
Mamelombelona ny FANAHY, na mandeha aho mamaky ny lohasaha
Amiko izy eeee ie ie ie eoah
Fahasoavana sy eihuf famindram-po, Anaraka ahy amin'ny andro piainako
Hitoetra andro lava ao an tranony wvmnoeun ao, Izy mahatoky sy tsy mandao
Fa miandry ahy ay ay ay eh ah
Refrain 1 : ...
Ho anao zay mihaino, Dia zao no hambarako
Jehovah no mpiandry tsara ho Anao, Nomen ny zanany ho famonjena
Nanavotra anao tononkira.serasera.org hanam-pandresena, Tsara izy e
Tsy atahotra Loza aho na hangahiahy, Satria amiko izy dia mpiandry ahy
Nanome fiainana ampy ahy, Ka iza tsy no tsy hanaiky eee
Ekeo Izy ho Tomponao x4
Ekena izy ho Tompotsika x3
Mba henoy moa zao njqas e
Jehovah no mpiandry ahy, Jehovah koa mpiandry Anao
Izy no mpiandry ahy, Izy koa mpiandry Anao
x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAM - AndrainarivoHits : 387
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 19/08/2025 07:39