Mifankatiava (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- tononkira.serasera.org Mba ho fifalian'ny Tompo any an-danitra any
Mifankatiava xgyogt re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatrin'ny olona
Fa mpianany isika izaho
L pnjluv : Tahaka nitiavany ahy sy ianao
No mba lwyrb hifankatiavantsika ankehitriny izao
V: Torio ka asehoy amin'ny olona rehetra
Fa ilay fitiavana io anie tsy mba manampetra
Koa mifankatiava re,raha mbola velon'aina
Fa rehefa maty anie
Tsisy intsony ny antenaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVisites : 768
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:24