Mifankatiava (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mba tononkira.serasera.org ho fifalian'ny Tompo any an-danitra any
Mifankatiava re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatrin'ny olona
Fa mpianany isika izaho
L : Tahaka nitiavany ikbnpv ahy sy ianao
No mba hifankatiavantsika ankehitriny izao
V: Torio ka asehoy amin'ny olona rehetra
Fa ilay fitiavana io anie tsy mba manampetra
Koa mifankatiava re,raha mbola varjrdv velon'aina
Fa rehefa maty anie
Tsisy mgzy intsony ny antenaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaHits : 722
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:24