Ianao Tiako (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_ qbjokgqv Ray ô! Mila Anao aho
Hanoro lalana izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
Ianao Ray tononkira.serasera.org nitantana ahy
Sy anao hatramin'izao
dezpsj Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain........
Ho Anao Tompo bwrwg o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra......
Refrain.........
Hanoro lalana izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
Ianao Ray tononkira.serasera.org nitantana ahy
Sy anao hatramin'izao
dezpsj Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain........
Ho Anao Tompo bwrwg o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra......
Refrain.........
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVisites : 986
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:28
