Ianao Tiako (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_ Ray ô! Mila Anao aho
Hanoro lalana izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
Ianao Ray ukffd nitantana ahy
xwpmp Sy tononkira.serasera.org anao hatramin'izao
eaov Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain........
Ho Anao Tompo o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra......
Refrain.........
Hanoro lalana izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
Ianao Ray ukffd nitantana ahy
xwpmp Sy tononkira.serasera.org anao hatramin'izao
eaov Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain........
Ho Anao Tompo o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra......
Refrain.........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaHits : 917
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:28
