Fiainan-danitra (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manomboka androany e!  isika rehetra izao.
Handray 'lay  tena fiainana izaho sy ianao
Samia ary mifaly hidera eelxybo ilay Nahary
Miposaka eto vqihyf androany e! ilay fahazavana e!

Ref
Faingana  dieny izao ho mpandresy ianao
Raiso ao ampo ny tenin'i Jeso
Santarintsika dieny izao ilay tononkira.serasera.org fiainam-baovao

Ny fiainana andanitra any eee
Dia fiainana tsy mety lany eeee
Any havako uhgnv tsy hisy tomany
Fa fiadanana  hatrany 2x

2 izany ry havako aby o!!! no hambarako anao
Ao @ tompotsika 'lay fiainam-baovao
Dia ndeha mijoroa ary misehoa
Fa miandry antsika elabe ilay Tompo Jesoa.

--------
Link:
Comments
hery ( 27/03/2025 22:17)
Averimberina foana hoe aza atao MAJUSCULE ny lohateny
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Hits : 409
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453