Fiainan-danitra (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manomboka androany e!  isika rehetra izao.
Handray 'lay  tena fiainana izaho sy ianao
Samia ary mifaly hidera ilay Nahary
Miposaka eto androany e! ilay fahazavana e!

Ref
Faingana  dieny izao ho mpandresy ianao
Raiso ao ampo ny tenin'i Jeso
Santarintsika dieny izao ilay fiainam-baovao

Ny fiainana andanitra any eee
Dia fiainana tsy mety lany eeee
Any havako tsy hisy tomany
Fa fiadanana  hatrany 2x

2 izany ry havako aby o!!! no hambarako anao
Ao @ tompotsika 'lay fiainam-baovao
Dia ndeha mijoroa ary misehoa
Fa miandry antsika elabe ilay Tompo Jesoa.
--------
Lien:
Commentaires
hery ( 27/03/2025 22:17)
Averimberina foana hoe aza atao MAJUSCULE ny lohateny
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Visites : 205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709