Ampidiro aloha ny tenimiafina
Azovy (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azôvy zaka tianao,
Misafidy ny tena tsara ianao
Fiadanana an-danitra any e,
Sa eto an-tany e?
Omeko ny tena tsara ianao e,
any am Tompo e...
Omeko ny tena meva ianao o, edak tononkira.serasera.org ,
any am Tompo e...
Any no misy ny paradisa,
any am Tompo e...
Ny fiainana any tsy hita isa e,
any Tompo e..
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiainana e,
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiadanana
Azontsika hygm azontsika jiaby e, hasambarana e,
Azontsika azontsika jiaby e
Oia oia e e
oia whqr oia e e
oia, oai e e
oia oaie e e
Misafidy ny tena tsara ianao
Fiadanana an-danitra any e,
Sa eto an-tany e?
Omeko ny tena tsara ianao e,
any am Tompo e...
Omeko ny tena meva ianao o, edak tononkira.serasera.org ,
any am Tompo e...
Any no misy ny paradisa,
any am Tompo e...
Ny fiainana any tsy hita isa e,
any Tompo e..
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiainana e,
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiadanana
Azontsika hygm azontsika jiaby e, hasambarana e,
Azontsika azontsika jiaby e
Oia oia e e
oia whqr oia e e
oia, oai e e
oia oaie e e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVisites : 642
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:22
