Azovy (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azôvy zaka tianao,
Misafidy ny tena tsara hbcfkxgo ianao
Fiadanana an-danitra any e,
Sa eto an-tany e?

Omeko ny tena tsara ianao e,
any am ybsnywt Tompo e...
Omeko ny tena meva ianao o, ,
any am Tompo e...
Any no misy wkekxwdr ny paradisa,
any am Tompo e...
Ny fiainana any tsy hita isa e,
any Tompo e..

Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiainana e,
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiadanana
Azontsika azontsika jiaby e, hasambarana e,
Azontsika azontsika jiaby e

Oia oia e e
oia tononkira.serasera.org oia e e

oia, oai e e
oia oaie e e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Hits : 644
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 22/03/2024 09:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295