Tsy misy ho very (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho eovm tononkira.serasera.org ela, ela eky dia ho avy ny Mpamonjy
Zaho ndraiky agnao ve efa vognogna o
Hitsena Azy amin'izaigny
Dieny misokatra rjhqpvzz ny varavaram-pahasoavagna
Dia alo hidirgna izaigny re ry namagna
Refrain:
Tsy mbola tara agnao, fotoagna mety izao
Mba hibebahagna, mba vdrh tsy aninenagna
Zaho tia ahita anao ao Jerosalema vao
Hiaona any anie atsika
Samy andôva Paradisa
Satria tsisy ho very
Tsy ho ela, ela eky dia hiboaka Jeso Kristy
Zaho ndraiky agnao ve efa niomagna
Handray Azy amin'izaigny
K'afa hiboaka amin-kery sy voninahitra
Dia manantegna zaho fa atsika ho any an-danitry eya..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 907
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:09