Tsy misy ho very (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ela, ela eky dia ho avy ny Mpamonjy
Zaho ndraiky agnao ve efa vognogna o
Hitsena Azy amin'izaigny
Dieny misokatra ny varavaram-pahasoavagna
Dia alo hidirgna izaigny re ry namagna

Refrain:
Tsy mbola tara agnao, fotoagna mety izao
Mba hibebahagna, mba tsy aninenagna
Zaho tia ahita anao ao Jerosalema vao
Hiaona any anie atsika
Samy andôva Paradisa
Satria tsisy ho very

Tsy ho ela, ela eky dia hiboaka Jeso Kristy
Zaho ndraiky agnao ve efa niomagna
Handray Azy amin'izaigny
K'afa hiboaka amin-kery sy voninahitra
Dia manantegna zaho fa atsika ho any an-danitry eya..
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Hits : 465
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0757