Renao ve (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve njany misy feo
Toa manakoako gboit toa re glysila miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory amin-kira, miasa amim-pifaliana
Akon'ny Lanitra
Mihira, midera, ho iraka @ asa fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra
Ny muobfoq talentanay no ampiasainay
Entina hanompoana, entina hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny tononkira.serasera.org Fitiavan'i Kristy no manery anay
A/C: Fitiavana Rbrl
Toa manakoako gboit toa re glysila miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory amin-kira, miasa amim-pifaliana
Akon'ny Lanitra
Mihira, midera, ho iraka @ asa fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra
Ny muobfoq talentanay no ampiasainay
Entina hanompoana, entina hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny tononkira.serasera.org Fitiavan'i Kristy no manery anay
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 1029
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:21
