Renao ve (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve njany misy feo
Toa manakoako toa re miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory amin-kira, miasa amim-pifaliana
Akon'ny Lanitra
Mihira, midera, ho tononkira.serasera.org iraka @ asa oukhcqo fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra
Ny dztxqvx talentanay no ampiasainay
Entina hanompoana, entina ihkumf hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny Fitiavan'i Kristy no manery anay
A/C: Fitiavana Rbrl
Toa manakoako toa re miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory amin-kira, miasa amim-pifaliana
Akon'ny Lanitra
Mihira, midera, ho tononkira.serasera.org iraka @ asa oukhcqo fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra
Ny dztxqvx talentanay no ampiasainay
Entina hanompoana, entina ihkumf hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny Fitiavan'i Kristy no manery anay
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 963
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:21
