Soa ihany Jeso (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy misy intsony ety an-tany
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny Anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny agundip lazanao sy ny herinao
(Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza gwcw manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa nztuzzf fa ao Kristy) x2
(Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) tononkira.serasera.org x2
(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia a, A-amen) x2
A/C: RADOFA EMILE
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny Anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny agundip lazanao sy ny herinao
(Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza gwcw manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa nztuzzf fa ao Kristy) x2
(Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) tononkira.serasera.org x2
(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia a, A-amen) x2
A/C: RADOFA EMILE
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 234
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 09/04/2026 07:24
