TIAVO NY NAMANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiavo ny namana tahaka ny tena
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva tononkira.serasera.org daholo
Tsarovy sakaiza tsarovy tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka na hifanaratsy cuphnrxl
Tsy hifamono na hifamely fantsy
Ataovy ao an-tsaina vsgsj fa manapetra
Ny fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny izao mohzcrw ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva tononkira.serasera.org daholo
Tsarovy sakaiza tsarovy tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka na hifanaratsy cuphnrxl
Tsy hifamono na hifamely fantsy
Ataovy ao an-tsaina vsgsj fa manapetra
Ny fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny izao mohzcrw ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1568
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
