TIAVO NY NAMANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiavo ny tuciavrz namana tahaka ny tena
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva daholo
Tsarovy sakaiza tsarovy tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka na hifanaratsy
Tsy hifamono na hifamely esofbyh fantsy
Ataovy ao an-tsaina fa manapetra
Ny uekdvckz fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny tononkira.serasera.org izao ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva daholo
Tsarovy sakaiza tsarovy tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka na hifanaratsy
Tsy hifamono na hifamely esofbyh fantsy
Ataovy ao an-tsaina fa manapetra
Ny uekdvckz fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny tononkira.serasera.org izao ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
