TIAVO NY NAMANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiavo ny namana tahaka ny yuxzmaey tena
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva daholo
Tsarovy sakaiza tsarovy ievuiav tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka tononkira.serasera.org na hifanaratsy
Tsy hifamono na hifamely fantsy
Ataovy ao an-tsaina agxuvu fa manapetra
Ny fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny izao ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva daholo
Tsarovy sakaiza tsarovy ievuiav tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka tononkira.serasera.org na hifanaratsy
Tsy hifamono na hifamely fantsy
Ataovy ao an-tsaina agxuvu fa manapetra
Ny fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny izao ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1569
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
