SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay sahy mijoro
Ho an' ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
Hampanjaka ny marina

Tena sahy(*3) sy vonona
Tena sahy(2)
Andray andraikitra

II- Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan 'olona
Hampiatra reo lazain 'ny baiboly
Amim pahamendrehana

III-Ho mpitory mendri piderana
Amin'ireo asa izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an' ireo trotraka sy lao

HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM-PAHAMENDREHANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 779
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 18/12/2018 14:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.135