RY TOMPOKO BE FITIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tqeusbq tononkira.serasera.org vnjlheet Tompo be fitia
Indro ny foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho ny ratsy vitanay
Ankehitriny anefa Ray
Navotanao indray
O! ry Tompo, ry wesssf Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha ny volamena
Fa ny fo tsy terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
Indro ny foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho ny ratsy vitanay
Ankehitriny anefa Ray
Navotanao indray
O! ry Tompo, ry wesssf Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha ny volamena
Fa ny fo tsy terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1725
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:50
