RY MPANOTA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Ry mpanota avy vohay ny fonao
Indro Jesoa mitondra ny mazava
Efa ela no nisafidy anao mba isan’ny mpianany

Ref: Meteza ianao mba ho mpanompo
Hankato sy hitia ny didiny
Hitory ny hafatry ny Tompo
F’izany no mpianany
Oh ry Jesoa mba rTsiky dia ampyaisona zahay
Ho mpandova ny lanitra

2-Ry Andriamaintra lay be fiantra
O! ampio re zahay mba tsy hania
Aoka ny tananao mahery
No hanaloka anay hatrany

3-Raiso Jesoa ity foko mba diovy
Anjakao sy tantano ô arovy
Ny fitiavanao tsy miova
Fa mandrakizay doria Amen !

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 404
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 03/05/2017 11:30:50
ID : 9426

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo