RY MPANOTA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry mpanota avy vohay ny fonao
Indro Jesoa mitondra ny mazava
Efa ela no nisafidy anao mba isan’ny mpianany
Ref: Meteza ianao mba qdrttqn ho mpanompo
Hankato sy hitia ny didiny
Hitory ny hafatry ny Tompo
F’izany no mpianany
Oh ry Jesoa mba raisona zahay
Ho mpandova qumfel ny lanitra
2-Ry Andriamaintra lay be fiantra
O! ampio re zahay mba tsy hania
Aoka ny tananao mahery
No hanaloka anay hatrany
3-Raiso Jesoa ity tononkira.serasera.org foko mba diovy
Anjakao sy tantano ô arovy
Ny fitiavanao tsy miova
Fa mandrakizay doria feaq Amen !
Indro Jesoa mitondra ny mazava
Efa ela no nisafidy anao mba isan’ny mpianany
Ref: Meteza ianao mba qdrttqn ho mpanompo
Hankato sy hitia ny didiny
Hitory ny hafatry ny Tompo
F’izany no mpianany
Oh ry Jesoa mba raisona zahay
Ho mpandova qumfel ny lanitra
2-Ry Andriamaintra lay be fiantra
O! ampio re zahay mba tsy hania
Aoka ny tananao mahery
No hanaloka anay hatrany
3-Raiso Jesoa ity tononkira.serasera.org foko mba diovy
Anjakao sy tantano ô arovy
Ny fitiavanao tsy miova
Fa mandrakizay doria feaq Amen !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1449
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:30
