Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY MPANOTA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry mpanota avy vohay ny fonao
Indro Jesoa mitondra tononkira.serasera.org ny mazava
Efa ela no nisafidy anao mba isan’ny nwurlej mpianany
Ref: Meteza ianao mba ho mpanompo
Hankato sy hitia ny didiny
Hitory ny hafatry ny Tompo
F’izany no mpianany
Oh ry rmzuq Jesoa mba raisona zahay
Ho mpandova ny lanitra
2-Ry Andriamaintra lay be fiantra
O! ampio re zahay mba tsy hania
Aoka ny tananao mahery
No hanaloka anay hatrany
3-Raiso Jesoa ity foko mba diovy
Anjakao sy tantano ô arovy
Ny fitiavanao tsy miova
Fa ldnab mandrakizay doria Amen !
Indro Jesoa mitondra tononkira.serasera.org ny mazava
Efa ela no nisafidy anao mba isan’ny nwurlej mpianany
Ref: Meteza ianao mba ho mpanompo
Hankato sy hitia ny didiny
Hitory ny hafatry ny Tompo
F’izany no mpianany
Oh ry rmzuq Jesoa mba raisona zahay
Ho mpandova ny lanitra
2-Ry Andriamaintra lay be fiantra
O! ampio re zahay mba tsy hania
Aoka ny tananao mahery
No hanaloka anay hatrany
3-Raiso Jesoa ity foko mba diovy
Anjakao sy tantano ô arovy
Ny fitiavanao tsy miova
Fa ldnab mandrakizay doria Amen !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1548
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:30
