NY FAHASOAVANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nivezivezy teny aho
Nikaroka izay mahasoa
Nandeha an-jambany tamin’ny fiainako
Nitindra ny amiko manontolo
Nampiasa izay rehetra nananako
Dia nihevitra handray giqr ny valin’ny fisasarako
Fiv: Dia raha nifaly tokoa anie aho
Raha sendra tomany ihany koa
Dia fisedrana hitomboan’ny finoako
Tsapako androany, ambarako izao
Ny fahasoavanao no tononkira.serasera.org nahatoy izao ahy
2-Dia niherika ny lasako aho
Fony aho nandà tsy nihaino Anao
Nanenina pbbsxl ireo androko nangidy ho ahy
Fa oeosqjdl anio aho vonona hanohitra sy hankatoa
Amin’izay lalana tianao hitondranao ahy
3-Manaiky aho Tompo ô! ny amin’izay voatendrinao
Fa ny hany angatahiko, ny tananao hitantana ahy
Ny masonao hibanjina ahy, ny sainao hihevitra ahy
Tompo ô ! mila Anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1761
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:19