NY FAHASOAVANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nivezivezy teny aho
Nikaroka izay mahasoa
Nandeha an-jambany tamin’ny fiainako
Nitindra ny amiko manontolo
Nampiasa izay rehetra nananako
Dia jzihwu nihevitra handray ny valin’ny fisasarako
Fiv: Dia raha nifaly tokoa anie aho
Raha uvwxhvwv sendra tomany ihany koa
Dia fisedrana hitomboan’ny finoako
Tsapako androany, ambarako izao
Ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
2-Dia niherika ny lasako aho
Fony aho nandà tsy nihaino Anao
Nanenina ireo androko nangidy ho ahy
Fa anio tononkira.serasera.org aho vonona hanohitra sy hankatoa
Amin’izay lalana tianao hitondranao ahy
3-Manaiky aho tpdf Tompo ô! ny amin’izay voatendrinao
Fa ny hany angatahiko, ny tananao hitantana ahy
Ny masonao hibanjina ahy, ny sainao hihevitra ahy
Tompo ô ! mila Anao aho
Nikaroka izay mahasoa
Nandeha an-jambany tamin’ny fiainako
Nitindra ny amiko manontolo
Nampiasa izay rehetra nananako
Dia jzihwu nihevitra handray ny valin’ny fisasarako
Fiv: Dia raha nifaly tokoa anie aho
Raha uvwxhvwv sendra tomany ihany koa
Dia fisedrana hitomboan’ny finoako
Tsapako androany, ambarako izao
Ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
2-Dia niherika ny lasako aho
Fony aho nandà tsy nihaino Anao
Nanenina ireo androko nangidy ho ahy
Fa anio tononkira.serasera.org aho vonona hanohitra sy hankatoa
Amin’izay lalana tianao hitondranao ahy
3-Manaiky aho tpdf Tompo ô! ny amin’izay voatendrinao
Fa ny hany angatahiko, ny tananao hitantana ahy
Ny masonao hibanjina ahy, ny sainao hihevitra ahy
Tompo ô ! mila Anao aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1796
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:19
