MOA AZONAO ANTOKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa azonao antoka ver y mpanota
Ny fahafinaretan’ity tany ity e
No dia mifikitra eto mafy loatra
Ny fanahy ho tsaraina any fvol an-koatra

Ny eto inifh anie madera
Ny madera toy ny tononkira.serasera.org voninkazo
Tsy mateza na dia mamerovero
Mora lefy mora malazo
Ka aza dia variana eto loatra
Fa mba hevero

Ny toe-panahy adala
Andeha omem-beloma (X3) anio
K havaozy ny fiainanao
Hanova bprky fo maloto (X2)
Ho fo madio

Ny miandry ho am-pitso
Halavironao,aza milasilasy na misalasala
F ny fasana tsy mifidy, tsy mifidy alaina
Tsy mifidy alaina ka araraoty

Mba raiso anio re Jeso (X3)
Ny havanay malala
Pasteur RASOLOFOSON Jean Eperant

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1378
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1769