MITRAOTRA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

Mitraotra feno izany fo
Te aneho fifaliana
Hanandratra avo Anao ry Ray
Haneho feo fiderana koa

Feno haratononkira.serasera.orgvoana ny fanahy
Fa Andriamanitra no deraina

Asandratray e! mandrakizay e !
Asandratray e! ry Ray
Lay Tompon’aina mpamindra fo

Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 739
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 03/05/2017 09:14:33
ID : 9415

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo