MANGETAHETA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady izay niriko tokoa
Nefa tsy nahita voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina zhwevsdt ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko cqhmh Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K'aza manalavitra tononkira.serasera.org anay
K'aza manalavitra anay
xlgicd AHLjuin2022
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady izay niriko tokoa
Nefa tsy nahita voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina zhwevsdt ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko cqhmh Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K'aza manalavitra tononkira.serasera.org anay
K'aza manalavitra anay
xlgicd AHLjuin2022
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 804
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 17/07/2022 06:33
