MANGETAHETA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady lfzcj izay niriko tokoa
Nefa tsy nahita aquhjk voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo busim akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K'aza manalavitra anay
K'aza manalavitra anay
tononkira.serasera.org AHLjuin2022
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady lfzcj izay niriko tokoa
Nefa tsy nahita aquhjk voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo busim akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K'aza manalavitra anay
K'aza manalavitra anay
tononkira.serasera.org AHLjuin2022
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 734
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 17/07/2022 06:33
