MANGETAHETA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady izay niriko tokoa
Nefa tononkira.serasera.org tsy nahita voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako buubnkyq aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K'aza manalavitra anay
K'aza manalavitra anay
bxqjkio aacvher AHLjuin2022
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady izay niriko tokoa
Nefa tononkira.serasera.org tsy nahita voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako buubnkyq aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K'aza manalavitra anay
K'aza manalavitra anay
bxqjkio aacvher AHLjuin2022
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 807
Likes : 0 Like
Created by : Rahony
Date : 17/07/2022 06:33
