JESO NO MPIANDRY TSARA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no mpiandry tsara
Sy ny mpitondra tsara
Ka natolony ny ainy
Hisolo ny ondry
Matokia ianareo
Ry ondriko vitsy
Fa ny Rainareo
Mikasa hitandrina anareo
Jeso no mpiandry tsara…….
Izaho aqvqcmmw no mpitarika sy mpitondra tononkira.serasera.org tsara
Izay mananraka Ahy handresy ny ratsy
Ary amin’ny farany alaiko ny nibjtk ahy
Tsy hisaraka amiko ho ela yhgyc mandrakizay
Jeso no mpiandry tsara……
Sy ny mpitondra tsara
Ka natolony ny ainy
Hisolo ny ondry
Matokia ianareo
Ry ondriko vitsy
Fa ny Rainareo
Mikasa hitandrina anareo
Jeso no mpiandry tsara…….
Izaho aqvqcmmw no mpitarika sy mpitondra tononkira.serasera.org tsara
Izay mananraka Ahy handresy ny ratsy
Ary amin’ny farany alaiko ny nibjtk ahy
Tsy hisaraka amiko ho ela yhgyc mandrakizay
Jeso no mpiandry tsara……
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
