Injany misy feo (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina, mikopaka injao
Miantso ahy, miantso anao koa
Miandry andraso foana pknpbkl ve vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny oiieje antson’ny Tsitoha
“Zay manantona Ahy tsy ho laviko mihintsy”
Koa andao rttgk hidera hanao hoe Amen
Indro miandry eo ambaravarana
I Jesosy zoky hitsena antsika
Izy tononkira.serasera.org no efa tanjona hifaharana
Ouh Ouh Ouh Ouh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 19/05/2021 16:47