Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia gaga (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no bvkd ewntyjrm anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria Jesoa malala, ny harena nitokiako
Sy vitsy mpahalala, Ianao lay nofidiako
3-Ny rofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny tononkira.serasera.org endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Jesoa tiako, Ianao mibmvk no tena hery
Manohana ny diako, ka zakako ny fery
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no bvkd ewntyjrm anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria Jesoa malala, ny harena nitokiako
Sy vitsy mpahalala, Ianao lay nofidiako
3-Ny rofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny tononkira.serasera.org endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Jesoa tiako, Ianao mibmvk no tena hery
Manohana ny diako, ka zakako ny fery
--------
Rohy:
Hevitra
xhiao
(
09/08/2018 16:39)
Tsy audible ve lay izy.ôtrn ef henoko @ rvm
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 18:25
