Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andao hidera (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Injany misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao tononkira.serasera.org ny atson’i Tsitoha
Izay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa handao hidera hanao wfitwp hoe: Amen!
2-Indro miandry lsitxfqg eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona tszmsmxt hifanarahana
Ka faingana malakia re

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2022
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:49