Andao hidera (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Injany mped misy feo manako fatratra
Miantso iknkbkm any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i Tsitoha
Izay manantona ahy tsy ho laviko skuth mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy tononkira.serasera.org no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
Miantso iknkbkm any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i Tsitoha
Izay manantona ahy tsy ho laviko skuth mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy tononkira.serasera.org no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1972
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:49
