Venteso ny hira (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ny fonay , mankalaza ilay Jesosy mpanjaka
F’Izy no Andriamanitra nahary ny tany lanitra
Ka mendrika ho deraina
Koa venteso ny hira izao, ndeha ary izao sy ianao
Hankalaza eeeee
Adinoy avokoa ‘reo olana ‘zay manahirana anao
Koa andeha re hiara-hidera manomboka izao
Venteso ny hira hanakoako
Hatreto an-tany ka hatrany an-danitra any
Aoreno mafy ny finoanao
Aza mihemotra fa aoka ianao hiroso hatrany ( hatrany)
Koa venteso………
Adinoy avokoa tononkira.serasera.org reo olana izay hhbflkzm manahirana rwyc anao
Fa Jesosy no fanalahidy hanafaka anao iculmyfj

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 08:56