Venteso ny hira (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ny fonay , mankalaza ilay Jesosy mpanjaka
F’Izy no Andriamanitra nahary ny tany lanitra
Ka mendrika ho deraina
Koa venteso ny hira izao, ndeha ary izao sy ianao
Hankalaza eeeee
Adinoy avokoa ‘reo olana tononkira.serasera.org ‘zay manahirana anao
Koa andeha re hiara-hidera manomboka izao
Venteso ny hira hanakoako voadh
Hatreto an-tany ka hatrany an-danitra any
Aoreno mafy ny finoanao
Aza mihemotra fa aoka ianao hiroso ofuvics hatrany ( hatrany)
Koa venteso………
Adinoy avokoa reo olana izay manahirana anao
Fa Jesosy no fanalahidy hanafaka inbbjlog anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFV AnosibeVisites : 752
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 24/08/2023 08:56