Venteso ny hira (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ny fonay , mankalaza ilay Jesosy utnpps mpanjaka
F’Izy no Andriamanitra nahary ny tany lanitra
Ka mendrika ho zysvrwh deraina
Koa venteso ny hira izao, ndeha ary izao sy ianao
Hankalaza eeeee
Adinoy avokoa ‘reo olana ‘zay xbjdwx tononkira.serasera.org manahirana anao
Koa andeha re hiara-hidera manomboka izao
Venteso ny hira hanakoako
Hatreto an-tany ka hatrany an-danitra any
Aoreno mafy ny finoanao
Aza mihemotra fa aoka ianao hiroso hatrany ( hatrany)
Koa venteso………
Adinoy avokoa reo olana izay manahirana anao
Fa Jesosy no fanalahidy hanafaka anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 727
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 08:56