MOLIA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Molia e! Molia yqlj tononkira.serasera.org ry ondry izay nania
Mikaiky e! Mikaiky anao Jesosy tia
Engao e! Ty ota maro tsy manjary e!
Molia an-tranon-dranahare

2_Volaniko aminao anio ry longoko ô
Aza variana etoy fa sao voafitaka e
Ao amin’ny Jesosy avao no misy soa
Dia soasoa ldjtx bevata tokoa

3_Marignirigny avao ty andro farany e
Reo longonao volano andova lanitse e
Antranon-Janahary liwdol mahasambatse e
Mandiny anao mba onina any e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1788