IFONAKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
( esia Ifonako aminao ry Tompo
Ireo ota izay vitako
tsy mendrika aho ny hiantso ny anaranao
Mba raiso aho ho isany zanakao ) 2×

Ref :
Choeur :
( Ianao ilay hcyf Ray be Fitiavana sy be Indrafo
Tsy mba manavaka na dia mpanota tokoa )


( Be fitiavana tononkira.serasera.org sy be indrafo
Tsy znhwux manavaka
na dia mpanota tokoa )

Solo :
( Ô mamela ny heloko Ianao Jesoa
   Diovy aho Sasao ny Ranao soa )

Solo :
( Maro ireo adisoana izay vitako
Ka nampalahelo anao ry Ray
Tsy nankatoa ireo Teny izay nomenao
Amboary aho ho olom-baovao ) ×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0672