HENOY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy ô mba henoy eh!Antso,miantso anao
Antso,antson'ny Tompo
Ka mba henoy fa miantso anao
Henoy ô mba henoy eh!
Antso,miantso anao
Antso,antson'ny Tompo
Ka mba henoy fa miantso anao
Sao dia varina ianao sao de sodoka (ô mba henoy,ô mba henoy,feo miantso anao,feo miantso anao...)
Ka de manje ny andronao ho lava (ô mba henoy,ô mba henoy,ô mba henoy zany feo miantso...)
Manara-po fa tsy mahatsapa akory(ô mba henoy,ô mba henoy,feo miantso anao,feo miantso anao...)
Ô miverena ianao (ô mba henoy,ô mba henoy...) ô mba henoy zany feo
Ka mba henoy fa miantso anao ny Tompo (ô mba henoy,ô mba henoy,feo miantso anao,feo miantso anao...)
Miantso anao miangavy mitoloko(ô mba henoy,ô mba henoy,feo miantso anao,feo miantso anao...)
Manambitamby mibitsika aminao hoe (ô mba henoy,ô mba henoy,feo miantso anao,feo miantso anao...)
Ô miverena ianao (ô mba henoy,ô mba henoy...) ô mba henoy zany feo
Henoy ô mba henoy eh!
Antso,miantso anao
Antso,antson'ny Tompo
Ka mba henoy fa miantso anao
Henoy ô mba henoy eh!
Antso,miantso anao
Antso,antson'ny Tompo
Ka mba henoy fa miantso anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 79
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:47