AIZIM-PITO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aizim-pito no manarona ny tany
Ali-mainty sy mikitroka aok'izany
Nefa yipa kosa mahalasa ny vinany
Izay niseho tany anabakabaka any
Aizim-pito nefa tena mahagaga
Fa niposaka indray ny mazava
Ary nizy anjely maro izay nilaza
Indro teraka ho anao Jesosy zaza
Ref: Fa zaza no teraka
Teraka ho antsika fzhc
Zazalahy no omena
No omena antsika
Dia Jesosy izay nitondra famonjena
Koa raiso ho anao f'efa nomena
Indro tonga ety an-tany ny mesia
Dia Jesosy na ilay mpamonjy tia
Ka mitaona sy miantso hoe avia
Manantona ry mpanota izay tononkira.serasera.org nania
Fitiavana tsy misy toy izany
No atolony ho antsika ety an-tany
Fa hamafa ny alahelo sy tomany
Ary ny otanao die ouwnauxa efa nofafany
Ali-mainty sy mikitroka aok'izany
Nefa yipa kosa mahalasa ny vinany
Izay niseho tany anabakabaka any
Aizim-pito nefa tena mahagaga
Fa niposaka indray ny mazava
Ary nizy anjely maro izay nilaza
Indro teraka ho anao Jesosy zaza
Ref: Fa zaza no teraka
Teraka ho antsika fzhc
Zazalahy no omena
No omena antsika
Dia Jesosy izay nitondra famonjena
Koa raiso ho anao f'efa nomena
Indro tonga ety an-tany ny mesia
Dia Jesosy na ilay mpamonjy tia
Ka mitaona sy miantso hoe avia
Manantona ry mpanota izay tononkira.serasera.org nania
Fitiavana tsy misy toy izany
No atolony ho antsika ety an-tany
Fa hamafa ny alahelo sy tomany
Ary ny otanao die ouwnauxa efa nofafany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 704
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 13/08/2024 19:26
