TEHIRIZO TOMPO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tehirizo Tompo ô
Ireto ondrikelinao
Tehirizo ho madio Jeso mba hanao ny sitrakao
Dia ambeno Tompo ô sao mandao ny valanao
Ö jereo raha mania Jeso mba tsy ho very foana ety.
ref:Raha sendra ny fakam-panahy
ka mamikotra ny ratsy fanahy ety
Ho tsaroany anie ny mivavaka aminao
Ry Tompo Androamanitray ô
Raha sendra sarotra eisrwjk ny dia
Ka ho kivy sy toa mila ho ketraka ety
Ampaherezo dxptdtgy ireo fa anao Tompo tononkira.serasera.org mjfnod ô
Ho anao doria doria.
2)Te ho sambatra Jeso
Ireto ondrikelinao
Fa ianao mpiandry soa Jeso ka maharo ny anao
Te ho maivana Jeso ity hazo fijaliana
Fa akaiky ianao jeso ho mandrakizay doria.
AFAFI AFAFI mahereza ry zareo ah!yves

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 3206
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NHIRI
Daty : 10/05/2008 11:53