Sambatra izay voavela heloka (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko intsony ny hanambara
ny tononkira.serasera.org fitiavanao ahy ry Jesoa
Fahaverezana no anjara
sahaza ho ahy zanakao
Nefa tsy mba narehitrao fntezvoh ny fahatezeranao
nodiovinao toy ny oram-panala ireo otako
Moa tsy efa niantso ny anaranao va anupjy Aho, hoy Ianao
K'aza mba matahotra na mierikerika foana Ianao
Fa Izaho no Andriamanitrao
'Zay mitantana anao amin'ny tànana ankavanako
Sambatra 'zay olona voavela heloka
ary voasarona ny fahotany
Sambatra izay tsy isain'i Jehovah heloka
ary tsy misy fitaka ny Fanahiny
Mba henoy kely ange ry foko
'zato feo mibitsika anao
Mitaraina sy mitoloko
fa te hiditra ao aminao
Ianao mihitsy no Iriny
ho sakaiza Itokiany
Sambatra indrindra ianao
raha wzyvbn mba tsarovan'Ilay Tomponao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 1266
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 09/08/2020 22:51