Sambatra izay voavela heloka (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko intsony ny hanambara
ny fitiavanao ahy ry Jesoa
Fahaverezana lbyxnh no anjara
sahaza ho ahy zanakao
Nefa tsy mba narehitrao ny fahatezeranao
nodiovinao vvoozh toy ny oram-panala ireo otako
Moa tsy efa niantso ny anaranao va Aho, hoy Ianao
K'aza mba matahotra na mierikerika foana Ianao
Fa Izaho no Andriamanitrao
'Zay mitantana anao amin'ny tànana ankavanako
Sambatra 'zay olona voavela heloka
ary voasarona ny fahotany
Sambatra izay tsy isain'i Jehovah heloka
ary tsy misy fitaka ny Fanahiny
Mba henoy kely ange ry foko
'zato feo mibitsika anao
Mitaraina sy mitoloko
fa te hiditra tononkira.serasera.org ao aminao
Ianao mihitsy no Iriny
ho sakaiza Itokiany
Sambatra asvncp indrindra ianao
raha mba tsarovan'Ilay Tomponao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 1152
Likes : 1 Like
Created by : H.A.J.
Date : 09/08/2020 22:51